By Andry Rakotomavo
Tsatsui
Submitted by andry on Sat, 08/29/2015 - 00:22
315
Tsatsui
zavatra ilaina:
kibonkisoa 500g, sweet soja sauce 2 sotrobe fandoharana , sira. tantely 3 sotro fihinana , siramamy 2 sotro.
Fikarakarana azy:
Hafanaina ny lafaoro 175dgs.
Alaina ny hena dia sady sasana , mety daholo na alana ny odiny na tsia,
Afangaro miaraka daholo ny sweet soja sauce, sira araka izay itiavana azy , tantely , siramamy dia hosorana ny hena amin'ny lafiny rehetra, tonga dia atao anaty lafaoro tsy mila temps de pause
Ampidirina ao anaty lafaoro 1h 30 eo , raha lafaoro gasy kosa dia mafana tsara no ilaina .
Mila avadibadika matetika mba itovy daholo ny lokony ary mba idiran'ilay sauce.
Fa raha toa moa ianao manana ilay lafaoro miodina dia voa maika tsara.
dia mazotoa indray o
de Prisca Randriharimalala
Ingrédients:
Catégorie:
Matériels: