Pièces montées (cup cake)

80

Pièces montées 

Zavatra ilaina:

 200g farine, 5 oeufs, sucre 100g, 1 pot d'yaourt nature, beurre 125g, raisin sec, parfum vanille, levure chimique 1 et 1/2 cac.

Fikarakarana azt

- Atao pommade ny beurre, izany hoe atao anaty récipient en inox, apetraka bain marie, rehefa malemy dia esorina.
- Sarahana ny jaune sy ny blanc amin'ny atody
- Akambana ny beurre pommade sy ny jaune d'oeufs
- Monter na en neige ny blanc
- Akambana ny farine sy levure ary ny yaourt 
- Afangaro ny blanc sy ny farine, dia alefa ao @ jaune+beurre rehefa avy eo. 
TOKONY tsy ho mafy loatra ilay pâte nefa tokony tsy handranoka be ihany koa fa manjary mafy.

Alefa anaty four 150 degré pendant 30min, maka moule madeleine dia asiana caissette.

de Nalitiana Tafangy

Catégorie: 
Matériels: