Akondro

 

AKONDRO

Voankazo anisan'ny be antioxydants,vitamine B6,B9,fer,misy ihany koa ny cuivre manganèse,mangésium,potassium ary viamine C

-Miaro amin'ny fiforonan'ny homamiadana
-Mampihena ny vato any @ voa (calculs rénaux)
-Manampy @ "concetration"
-Manala stress
-Mahatsara ny fiasan'ny lalan-drà
-Mampihena ny crise cardiaque
-Mahatsara fo
-Manasitrana ny areti-kibo

-Manamaivana ny aretim-bavony
-Manala makafoka,mampangotraka rano asiana akondro notetehina dia iny no sotroina,asiana tantely kely 
-Mampihena ny fifohana sigara koa ny fihinana akondro betsaka
-Tsara ho an'ny olona voan'ny anémie
-Ny hodiny koa dia manasitrana ny kaikitry ny bibikely

Mampamadina ny hoditra sady manafotsy ny tarehy koa izy atao masque,maka akondro potsehina dia asiana tantely mitovy fatra aminy,hosorany ny tarehy 10-15mn farafahabetsany dia kobanina rano mangatsiaka

de Radio Tana (fb)

Type: