Vie sociale

Lalao fetin'ny reny 2016

 LALAO MANOKANA FETIN'NY RENY 2016 izay nokarakaraintsika Ma.Mi.Na. tamin'ny 11May 2016. 

Fiofanana niarahana tamin'i Joie Formation Culinaire tamin'ny alakamisy 19 may 2016 teo no lokan'izy ireo, miampy mari-pahatsiarovana (diplaoma kely sy loka sovenira avy amin'ny Vondrona Mamina)

Misaotra indrindra ny nandray anjara nizara sy nifidy fa ka toy izao ny vokatra tamin'ity lalaontsika ity 

Gazety 2 -Fetin'ny reny 2015

 Ity ilay fety nokarakaintsika tamin'ny alahady 15 fevrier hoan'ny teto Antananarivo, na izany aza dia nino izahay fa dia niaraka niombona hafaliana taminay ihany koa na ianareo avy lavitra aza tamin'io fotona io, dia mbola mamerina ny fankasitrahana antsika rehetra e! hafinaritra toy iny fety iny foana anie ny fifampizarana ataontsika eto!

Gazety - Concours Nahandro n°1

Nivoaka tamin'ny gazety Jejoo anio ny momba ny Concours Nahandro n°1 natao teto amintsika sy ny maha samihafa ity vondrontsika ity amin'ny hafa ka dia mahafaly ny mizara izany amin'ny rehetra 
Dia hitohy hatrany anie ny ezaka fanatsarana.

 

Fetin'ny reny 2015 - asa sosialy

31 Mai 2015 andro natokana hankalazana ny Fetin’ny Reny. 

Fety - Fifampiarabana tratry ny taona 2015

FIFAMPIARABANA TRATRY NY TAONA sy action sociale ny alahady 15 fevrier 2015
Toerana: centre TABITA station Gilpin Ampandrana ouest. Manomboka amin'ny 12 ora hatramin'ny 5,30 ora hariva, 

Don pour action sociale: Afaka atao any antoerana ihany koa izany ho an'ireo tsy afaka manao Mvola , marihina fa tsy prix d'entrée io fa entintsika manao asa soa miaraka, izay mbola holazaina indray ny fotoana hanaovana azy. 

Concours Nahandro - Lalao n°1

TARTELLETTE AUX FRUITS
MILLE FEUILLE DE LEGUMES AU POISSON
Salade de pâte
mofotantely
poulet bryriani
pieces montees
madeleine

 CONCOURS NAHANDRO N°1 - CANDIDATES - 1er janvier 2015 

Ireto ary ireo nahandro natolotry ny namana 7 nandray anjara tamin'ity lalao voalohany ity.

Jereo ato :