Fomba fanadiovana lafaoro

Hevitra iray entina atao hanadiovana lafaoro indray no zaraina ampifaliana eto:

zavatra ilaina : 

bicarbonate 6c.a.s afangaro @ rano 2c.a.s

Fikarakarana azy :

afangaro tsara ireo bicarbonate sy rano, atao somary lasa pate izay.
Dia hosorana ny faritra rehetra tiana hadio ao anaty lafaoro.
Avela ao mandritra ny alina manontolo.
Diovina amin'ny eponge lena amin'izay rehefa maraina ny andro fa hadio hipilatra ny atin'ny lafaoro manontolo.

mazotoa ary o 

de Astuce Mahasoa fb