Goavy

NY RAVIN-GOAVY SY NY TSIAMBARATELONY
(fanafody tena mandaitra)

-Ny RAVINGOAVY dia antioxidant,antibacterie,anti-inflamatoire
Polyphenole,carotenoide,flavonoide,tannins,ary aretina maro no azo tsaboina aminy(miala tsiny amle terme francais izay tsy aiko loatra ny manazava azy teny gasy na de niezaka aza aho)
-NY GOAVY
ny goavy ilay hoanitsika,ilay sary ambany dia ahitana Vitamine A,B,C,fibre,calcuim,acide nicotinik,phosphore,potassuim,fer,acide folic
Eto dia ny RAVINGOAVY no apesaitsika ka ireto avy ny aretina azo tsaboina sy ny soa azo avy aminy(17)
-1 ‪#‎Fanenana_vatana‬
Alaina ny ravingoavy dia tanehana atao rano fisotro tsy asina siramamy
-2 ‪#‎fanafody_ho_an_ny_olona_misy_diabeta‬
Tany Yakult Central Institute Japan no nahitana izany,mifoka ny atao oe sacarose sy maltose izay mihoatra ny tokony ho izy anaty vatana ny ravingoavy eto,alaina ny ravingoavy de atao dite tsy misy siramamy ary atao rano fisotro mandritra ny 12 herinandro
-3 ‪#‎Mitsabo_cholesterol_sy_triglycerides‬
Atao dite eto ny ravingoavy dia sotroina mandritra ny 3 volana
-4 ‪#‎fivalanana_sy_aretikibo‬
*Fivalanana
Alaina ny ravingoavy voatoto 30grama,kobambary 1/2 kaopy,rano 1/2 kaopy, tanehana, hoanina 2/jour
*Aretikibo(misy rivotra,mangotika)
Alaina ny ravingoavy sy ny fakany dia sasana, apangotrahina mandrintra ny 20mn am rano 90° de sotroina
-5 ‪#‎fandevonankanina_Mandoa_maloiloy_marary_vavony‬
Alaina ny raviny 8, rano 1,5litatra, apangotrahana, sotroina 3/jour
-6 ‪#‎Bronchites_mikohaka_marary_tenda‬
Tanehana dia atao gararaka
-7 ‪#‎fanaviana_tazo‬
Raviny 9,rano 5 kaopy, atao very sasaka ilay rano apangotrahina, misotro 1kaopy/jour
-8 ‪#‎homamiadan_ny_prostate‬
Atao dite ilay raviny
-9 ‪#‎manala_allergika‬
-10 ‪#‎mamorona_ranonaina‬
-11 ‪#‎manasitrana_fery‬
Totoinan, atao pensement
-12 ‪#‎Manala_mony_‬
-13 ‪#‎Mahatanora_oditra‬(anti-age)
‪#‎Manala_mangididy‬
‪#‎Manalava_volo_sy_mapaniry_volo_miaro_fihiitsanambolo‬

 

de Antsomalala Ras :TOROHEVITRA MOMBA NY FAHASALAMANA (fb)
 

Type: