Mananasy

MANANASY

-Ahitana vitamine sy otrikaina maro isan-karazany
-Mahatsara ny fikorian'ny ra
-Mahatsara ny fandevonan-kanina sy ny tsinay ary ny voa
-Miaro ny fahatapahan'ny lalan-dra
-Manasitrana vavony sy ny mamaivay ary manala loto ao anaty
-Mampiena ny fanaintainana maro amin'ny vanin-taolana ,singanina manokana ny lohalika ary manamafy ny taolana 
-Mampiena ny fisian'ny tahan'ny homamiadana maro amin'ny olombelona 
-Manasitrana aretin-tenda
-Ary ho an'ny olona mampiena vatana dia mandaitra tokoa ny mananasy.

Ny tsara ho marihina dia ny olona voan'ny "anemie"dia tsy tokony hihinana mananasy matetika.
Ankoatran'ny maha tsindrin-tsakafo azy sy hanaovana jus dia azo atao tsara ny manao azy ho fangaron-daoka sy karazana fanampina sakafo isan-karazany.

 

de Radio Tana (fb)

Type: