ny ovy na pomme de terre

 

Ngamba tsy misy tsy mahalala azy io avokoa isika rahetra.

1. Fanafody vavony ny rarony manta.

Voasana tsara ny ovy dia totoina halemy mba ahafahana maka ny ranony .

Fihazina izy ary rehefa mahazo rarony dia sotroina 2 ny sotro maraina atoandro hariva.

2. Ny ovy ihany koa dia fanafody may ,

Izy mbola manta iny ihiany no aositra ny may ny rano.

Ny fihinanana azy matetika koa dia maha ngeza .

de Fankatoavana Lucie Ponna (fb)

Type: