Ny voamadilo na tamarin

 

VOAMADILO

Ahitana vitamine (B1 B3 C E),potassum,phosphore,magnesium,calcium,fer,fibre

Ny voamadilo dia tsara ho an'ny fadevon-kanina sy manampy betsaka 
-Manampy amin'ny asan'ny aty sy ny voa
-Manala reoka sy mangetana ary manadio ny ati-vava
-Mampitony fanaintainana sy manome hery ary miaro @ aretina samihafa
-Manampy be dia be amin'ny vehivavy mitondra vohoko,manala maloiloy
-Mahatsara ny fivoahana na mitoana
ho an'ireo dia atao jus ny voamadilo,tantely ny tsara indrindra atao fangarony.

Ny hodiny koa dia mbola azo atao fanafody,maka hoditra voamadilo alona @ rano 1litatra ary ampagotrahina mandritra ny 30minitra,ajanona adin'ny 2 avela hilona ao,mahafaka ireto sy manampy amin'ny aretina ireto indray

-Manasitrana fery amin'ny hoditra sy mahafaka "conjonctivite"(aretin'ny maso)

de Radio Tana (fb)

Type: