Sakafo na légumes mamimamy

Voatavo, sôsety, courgette, carotte .... inona daholo moa ireny sakafo mamimamy ireny?

Mba hampatsiro azy: afangaro @ anamalaho na kotomila maromaro.
Asiana carry, poivre vaingany maina totoina vao arotsaka ao, asiana thym.
Raha ampiasa oignon sy voatabia dia endasina atao mendy aloha fa tsy dorana may.
Farany aza adino: asiana citron kely rehefa masaka.
Anandramo fa hazoto homana be ianao.
Mazotoa e!

de Astuce Mahasoa sy SakafoGasy 

Type: