Thyn

THYN voka-tsoa azo avy aminy

-mahafaka sery,koaka,mana-mora ny fandevonan-kanina

-mahafaka aretim-kibo

-manala fanaintainana ,azo apetraka amin'ny faritra misy ratra

Ny fanaovana azy:

ampagontraina dia maka 2 sotro dia maka tasy efa misy rano avy nampangotrahina dia misotro 3 na 4 tasy isan'andro.

NB: Marihina anefa fa ny vehivavy bevohoka ny zazakely tsy dia tsara loatra misotro azy matetika.

 

de Radio Tana

Type: