Jus de navet, orange et kiwi

935

RANOMBAN-KAZO: JUS DE NAVET, ORANGE ET KIWI 

sady manadio ny any anaty no be otrikaina

ZAVATRA ILAINA:

navet (vodiny sy tahony ary raviny)
persily
loranjy
voasary makirana
kiwi

FIKARAKARANA AZY:

Totohina amin'ny "mixeur"  miaraka avokoa ireo rehetra ireo dia sotroina avy hatrany.
Tsy ampiana rano
Fa azo asiana siramamy na tantely kosa raha tiana
 

Natolotr'i Niry Rafi

 

Catégorie: