By Andry Rakotomavo
Compote de pommes
Soumis par andry le dim, 02/15/2015 - 06:36
68
zavatra ilaina :
paoma,
Fikarakarana
Alaina ny paoma dia sasana ary voasana.
Tetehina madinidinika ary atao anaty vilany matevitevina.
Arotsaka ao anatin'ny vilany ary tsy asiana rano na kely aza.
Atao afo malefaka dia malefaka ary aroharohaina matetika mba ho potika sy hitera-drano.
Eo amin'ny 1h eo ho eo ny faharetan'ny fandrahoana azy io.
Rehefa vita dia totoina ho potika tsara.
Mazotoa homana.
de Ny Riana
Ingrédients:
Catégorie:
Matériels:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire