By Andry Rakotomavo
Mousse au chocolat
Soumis par andry le dim, 02/15/2015 - 06:53
69
Mousse au chocolat
Zavatra ilaina
50g dibera
160g chocolat noir
6 atody
Siramamy izay tiana na tsy asiana koa mety
10 cl crème fraiche
Fikarakarana azy
Empoina ny dobera dia rehefa vita izay dia afangaro amin'ny chocolat efa notapatapahana, aroiroina mandra-pitsonika
Avy eo sarahina ny atody tapotsiny sy tamenany, kapohina tsara ny tamenany dia afangaro "crème fraîche"
Kapohina ny tapotsiny ho lasa mitambatra tsara "en neige"
Afangaro moramora ireo fangaro ireo sy ny chocolat efa niempo,
Zarazaraina amin’ny "pot" na "verre" tiana asiana azy
Atao anaty frigo adin'ny iray raha kely indrindra
dia mazotoa homana o
Nahandron'i LysÍane NauÐon
Ingrédients:
Catégorie:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire