By Andry Rakotomavo
Akondro endasina
Soumis par andry le dim, 06/04/2017 - 08:42
1022
AKONDRO ENDASINA - BANANE FRITE
ZAVATRA ILAINA
akondro manta na akondro masaka , na akonjo lava (plantain)
menaka fanendasana
FIKARAKARANA AZY
Voasana ary didina lavalava lehibebe na boribory madinika ny akondro dia endasina amin'ny menaka mandifotra azy
Atao ambony "essui tout" na taratasy "emballage" ireny mba hifoka ny menaka dia aroso mafana
Azo atao tsakitsaky na ody am-bava fo
Mazotoa o
Nahandron'i Niry Rafi
Catégorie:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire