By Andry Rakotomavo
Cake
CAKE AUX YAOURTS
Cake natao goûter ho an'ny ankizy
ZAVATRAI ILAINA
lafarina:1kg
Atody:10
Siramamy 3/5 pot yaourt
Ronono 4 pot yaourt
Menaka 2 pot yaourt
Yaourt nature 2 pots
Sira 3 tsongo
Lalovay simika 1
Hoditra voasary voakiky 1sotro kely
FIKARAKARANA AZY:
Sivanina tsara ary nafangaro ny lafarina, lalovay, sira nafangaro tsara rehefa avy eo nosaromana lamba (torchon)
Ny paty :maka bol dia atao ao ny atody 5, nampiana tamenakatody 5 ary siramamy miaraka ahodina , arotsaka tsikelikely ny ronono, menaka, yaourts mandrampahavita azy.
Kapohana ilay tapotsin'atody 5 ary atao mibotsina ho fotsy tsara "en neige" ary azo asiaa sira kely
Rehefa izay dia atambatra ka arotska ao anaty paty ilay misy atody ilay lafarina sy lalovay avy eo alefa tsikelikely ny tapotsiny efa niakatra "en neige ferme" , afangaro moramora eto avy any ambany no miakatra ary arotsaka ao anaty lasitra efa nasiana menaka mialoha.
FAHANDRO AZY:
Hafanana 200 c ,mandritry ny 50 minitra ary atao afo ambony sy ambany
mazotoa o
Nahandro sy sarin'i Brandy Abigaëlla Morgane
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire