By Andry Rakotomavo
Salady ovy
Soumis par Angie le lun, 08/13/2018 - 18:04
1147
SALADY OVY - Salade de pomme de terre
ZAVATRA ILAINA:
Ovy,
kokombra (concombre) ,
katsaka (maïs doux )
mortadelle ,
fromazy,
mayonnaise ,
atody nandrahoana ,
sakaibe (poivron)
sardine,
FIKARAKARANA :
- tetehina efamira madinika ny ovy nandrahoina amankodiny ary tsy atao masaka be,
- afangaro ao ny fromazy sy kokombra voatetika efamira ihany koa
- tetehina lavalava kosa na izay hitiavana azy ny sakaibe efa nalona kely tamin'ny vinaigre sy nymortadelle
- potipotehina ny atody nandrahoina
- atambatra anaty bol iray ny fangaro rehetra
- afaka aroso miaraka amin'ny voasary makirana
Mazotoa hatrany o
Nahandro sy sarin'i Ony Ranarison - 1 novembra 2017
Catégorie:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire