By Andry Rakotomavo
Pudding 1
Soumis par andry le ven, 03/13/2015 - 00:55
181
zavatra ilaina :
mofo, Atody, ronono, siramamy, rhum, beurre
fikarakarana azy:
afangaroko ny ronono izay tiana sy ny atody 2 na 3 araka ny habean'ny moule, siramamy ary rhum, dia kapohana tsara
rehefa voakapoka sy mifangaro tsara ireo dia arotsako ny mofo, tena mofo maina be, tena ilay efa mafy be reny, izay notapatapahana tamin'ny antsy, dia avela hilona ao mandrapahaleminy, tsy avela malemy be loatra koa anefa, dia asiana beurre tsara ny moule, dia arotsaka anaty moule ny fangaro.
atsofoka anaty laforo a 180°-200° vita rehefa doré tsara.
NB: azonao asina raisin sec io fa alona anaty rhum kely aloha, na koa asiana etrait de vanille na cannelle
Mazotoa homana tompoko
de Sand Rand
Catégorie:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire