By Andry Rakotomavo
Flan fraise à la vanille
Soumis par andry le dim, 04/12/2015 - 09:11
238
BROCHETTE DE BISCUIT ET FLAN FRAISE A LA VANILLE.
zavatra ilaina :
biscuit izay tiana,
ronono,
siramamy,
atody,
maizena,
crème fraiche,
parfum,
colorant raha tia
fikarakarana azy:
ampangotrahina ny ronono 1l dia asiana siramamy,
kapohina ny atody dia arotsaka ao amin'ilay atody ny maizena 50g,
arotsaka moramora ao anatin'lay "creme" ilay ronono mamay ary haroina tsy miato.averina eo amin'ny fatana asiana afo malefaka dia arotsaka ny "creme fraiche" atsasaky ny pot yaourt
vao mangotraka de bataina zaraina 2 de asina "parfum" sy "colorant" dia omeo izay endrika tianao.
Ny biscuit kosa dia atao "brochette" amin'ny "pique" sy atao haingony azo asiana sokolà
mazotoa o
Nahandron'i Saholy Irene
Catégorie:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire