By Andry Rakotomavo
Nuggets poulet
Soumis par andry le mer, 11/04/2015 - 12:30
387
Nuggets poulet -
Nofon'akoho, toy ny henabaolina izy ity
Zavatra ilaina:
500g nofon'akoho
1 atody
2 fromazy (Vache qui rit)
"Yaourt nature" 2 sotro
3 sotro "chapelure" sy 100g amonosana azy
Sira, dipoavatra, "muscade"
Thym, kotomila,Tongolo gasy,Sakamalao
1sotro "moutarde"
Menaka 1/4l anendasana
Fikarakarana azy
1- miaraka afangaro daholo ny fangaro rehetra : totoina ( tsara raha amin'ny "mixeur" ) ny akoho ka alefa miaraka totina ao ny fangaro rehetra efa voatetika
2- volavolaina amin'ny tanana hahazo ilay bika "Nuggets"
3- Ampandalovina "chapelure"
4- Endasina amin'ny menaka mafana
Vita tompoko
nahandron'i Tsito'Salohy Ravelomanantsoa
Catégorie:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire