Mofo baolina 2

455

MOFO BAOLINA

ZAVATRA ILAINA : 

atody 4 
siramamy 200g 
sira 1 tsongo
lafarina 500g 
lalovay simika 1fonosana (11g) 
yaourt 1 pot 
menaka 2 sotro fihinanana 

FIKARAKARANA :
- Kapohana miaraka ny atody, siramamy, sira mandra-pahazo loko somary fotsy
- arotsaka ny lafarina sy lalovay efa nafangaro avy eo
- ampiana ilay yaourt sy menaka 
- Alona 1ora dia endasina amin'ny afo malefaka be avy eo

Mazotoa

 Vonimanitra Raobelina Andrinirina

 

Catégorie: