By Andry Rakotomavo
Salady legioma 2
Soumis par andry le dim, 01/03/2016 - 06:55
486
Salady legioma - salade de legumes
Zavatra ilaina :
Concombre,
Sakaibe (poivron) miloko isankarazany,
Tongolo,
Persil,
Dipoavatra,
Ranomboasary makirana,
Menaka oliva,
Sira,
azonao ampiana voatabia, atody masaka, charcuterie sy fromazy kely ...
Fikarakarana azy:
- Sasana tsara avokoa ny legioma
- tetehina madinika rehefa avy nosasana tsara araka izay paozy tiana: nyconcombre atao boribory, ny karoty kikisana,
- Manao "sauce vinaigrette" : ranomboasary makirana na vinaingitra sy menaka oliva ary sira ( mba hampatsiro azy dia tsara raha asiana siramamy 1 tsongo)
- Araraka ambony ny legioma efe milahatra anaty vilia ny saosy dia aroso.
Mazotoa daholo
Nahandron'i Tiana Parlato
mazotoa homana o
Catégorie:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire