By Andry Rakotomavo
Anana sy sardines
Soumis par andry le lun, 02/01/2016 - 18:39
544
ANANA sy SARDINES
ZAVATRA ILAINA:
- sardines amin'ny boaty
- tongolo be
- tongolo gasy
- anana
- sira
FIKARAKARANA:
- Endasina 5mn amin'ny menaky ny sardines ny tongolo be sy tongolo gasy voatetika
- Arotsaka ny anana voatetika, ti-sam teto no nataoko fa azo atao korzety voatetika koa tsara.
- Rehefa masaka vao arotsaka ny sardines amin'ny boaty izay tandremana tsy ho potika be.
- Asiana sira raha kely ny sira ny sardines.
Mazotoa daholo
Nahandron'i Bonbon Mamibé
Catégorie:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire