By Andry Rakotomavo
Lasary voatabia
Soumis par Andry Mamina le mer, 08/17/2016 - 23:14
771
Lasary voatabia - "rougail"
ZAVATRA ILAINA:
Voatabia
Tongolo be “échalote”
Tongolo mena
Tongolo maintso
Sakamalaho
Sira
Dipoavatra
Menaka oliva
Voasary makirana
Tongolo lay raha tiana
siramamy 1 tsongo
FIKARAKARANA AZY
- Sasana ary tetehina madinika kely avokoa ny voatabia, ny tongolo isan-karazany.
- Maka bol mitokana dia asiana ranomboasary makirana sy menaka oliva ary sira sy siramamy
- Afangaro tsara daholo ny rehetra dia asiana sakamalaho voakiky
- Azo asiana dipoavatra na sakay ary avela hipetraka kely anaty vata fampangatsiahina vao aroso
- Matetika dia hohanina amin’ny vary sy laoka
NB: azo totohina amin’ny “robot” fa tsy atao potika be
Mazotoa o
Catégorie:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire