Akoho sy papay

541

Akoho nalaindronony miaraka amin'ny mapaza na papay sy ananambo. 

ZAVATRA ILAINA:

Akoho iray voatapatapaka,
Papay manta voavofy sy voatapatapaka,
Ananambo Vao notangosana.
Sakamalao,
Sira,
dipoavatra.

FIKARAKARANA: 

Andrahoana malemy amin'ny rano sy sira , dipoavatra ary sakamalao ny akoho.
Arotsaka ny papay.
Afaka 5mn ahamasahan'ny rehetra no arotsaka ny ananambo.
Vao mangotraka dia masaka.
Tsara hanina miaraka amin'ny vary na amin'izao.

Mazotoa o 
Nahandron'i Cotton Wood

 

Catégorie: