Akondro endasina

1022

AKONDRO ENDASINA - BANANE FRITE

ZAVATRA ILAINA 
akondro manta na akondro masaka , na akonjo lava (plantain)
menaka fanendasana
 

FIKARAKARANA AZY

Voasana ary didina lavalava lehibebe na boribory madinika ny akondro dia endasina amin'ny menaka mandifotra azy 
Atao ambony "essui tout" na taratasy "emballage" ireny mba hifoka ny menaka dia aroso mafana 
Azo atao tsakitsaky na ody am-bava fo

Mazotoa o 
Nahandron'i Niry Rafi 

 

Catégorie: