Anana sy sardines

544

ANANA sy SARDINES

ZAVATRA ILAINA:
 

- sardines amin'ny boaty 
- tongolo be 
- tongolo gasy
- anana 
- sira

FIKARAKARANA:
- Endasina 5mn amin'ny menaky ny sardines ny tongolo be sy tongolo gasy voatetika
- Arotsaka ny anana voatetika, ti-sam teto no nataoko fa azo atao korzety voatetika koa tsara.
- Rehefa masaka vao arotsaka ny sardines amin'ny boaty izay tandremana tsy ho potika be.
- Asiana sira raha kely ny sira ny sardines.

Mazotoa daholo
Nahandron'i Bonbon Mamibé

 

Catégorie: