Arinkena

Portrait de Angie
552

ARIKENA

 

ILAINA :

arin-kena,
sira,
dipoavatra,
sakamalaho,
tongolo gasy,
menaka.

 

FIKARARAKANA :

Sasana madio tsara, andrahoina mivaingana miaraka amin'ny sira sy sakamalao ary tongolo gasy

Rehefa malemy dia tetehina ary endasina amin'ny menaka kely miaraka amin'ny amin'ny tongolo sy hanitra izay tiana

Mazotoa ary o!

Nahandron'i Nix Diamant

Catégorie: