Banane flambée

19

zavatra ilaina:

beurre-sucre- orange-jus de citron-rhum

fomba fikarakarana azy ;

- hafanaina ny lapoaly

-atsonika ny beurre (30g)

- rehefa mafàna tsara ny beurre dia endaso ho mendy ny banane (les deux cotés)

- harotsahy ny sucre (1càs)

- Mba hampitsonika malaky ny sucre ho caramel dia atao mahery ny afo, rehefa mitsonika tsara dia tondrahana cognac (1càs ou un plus) na izay rhum tianao  

- tselaro am afokasoka hanome flamme otran'ny am sary akavia ambony

- rehefa maty ny flamme dia arotsahy ny jus d'orange iray, avela ho ridritra ho tonga sauce caramel

- tondraho jus de citron kely mba hanome acide ny gout satria sucré lotra fa hatsiro kokoa izy asina jus de citron, 

mazotoa o 

recette deTess Rajaona

Catégorie: 
Matériels: