Beignet d'aubergine

186

Beignet d'aubergine asina farce totonkena

Zavatra ilaina:
- 25cl ronono asina levure de boulanger (na 25cl bière)
- 1 c à s menaka
- sira
- 250g farine
- 2 atody

- totokena

- aubergine

-  ail, oignon, tongolo maintso sy epice

- menaka

Fikarakarana ny pate à beignet:

atao anaty vilia bol ny farina dia asiana lavaka eo ampovohany, arotsaka ao anatin'io ny atody voakapoka sy ny menaka, asiana sira dia afangaro.

Araraka tsikelikely ao ny ronono mandrapaha ahazoana pate marihatra.

Fikarakarana ny farce sy ny aubergine:

endakendasina ny totonkena ary asiana ail, oignon, tongolo maintso sy epice.

Tetehina boribory somary atao lehibe ny aubergine dia avy eo tapahana tsy atao hatramin'ny farany ireo voatetika boribory dia asina ilay farce ao anatiny.

Arotsaka ao anaty pate à beignet dia endasina amin'ny menaka mafana

Mazotoa o

de Aina Rafalimanana

 

Catégorie: 
Matériels: