Beignet de crevette

756

BEIGNET DE CREVETTE

ZAVATRA ILAINA:

crevette,
lafarinina,
kotomila,
lalovay,
menaka fanendasana,
rano mangatsiaka,
sira sy dipoavatra

FIKARAKARANA AZY:

Afangaro ny lafarinina sy ny rano,atao mahazo paty somary marihitra;
Avela hilona ao anaty vata fampangatsiahana eo amin'ny ora iray eo.
Rehefa hanendy vao alefa ny lalovay, sira, dipoivatra, kotomila voatetika.
Ampandalovina anaty lafarinina maina aloha ny crevette izay vao atao anaty paty farany ao anaty menaka mafana.
Apetraka ambony "sopalin" na emballage ihany koa hitsika ny menaka dia aroso mafana

Mazotoa o 
Nahandron'i Dina Ramangatsihoarana

 

Catégorie: