Bitro saosy sy dipoavatra maintso

617

LAPIN SAUCE AU POIVRE VERT 

Zavatra ilaina :

Bitro izay ampy
hanitra (thym, romarin, tongolo gasy, sakamalaho, curcuma)
"sauce huitre" 
tongolo mena madinika (échalotes)
dipoavatra maitso
" crème fraîche "
dibera 150g

Fikarakarana :

- Lomana ela (1ora - na alina tontolo) amin'ireo hanitra voatanisa etsy aloha sy ny "sauce huitre" ny bitro.
- Somary nendasina hahazo lokom-bolamena aloha, avy eo notapohana rano 1L, tsy avela ho ritra be.
- arotsaka ny tongolo mena, dipoavatra maitso, ny "crème fraîche".
-rehefa bataina hiala ambony afo, dia arotsaka ny dibera kely, aroso amin'izay.

Mazotoa o

Nahandron'i Feno Fitiavana Rasolofomanana

 

Catégorie: