Brocoli sy akoho

545

BROCOLI SY AKOHO

Zavatra ilaina: brocoli 1, nofon'akoho 250g, tongolo gasy, sakamalaho, menaka kely, sira, lait de coco 1pot yaourt
Fikarakarana:
Nampangotrahana 5mn tao anaty rano mangotraka ny brocoli dia notetehana madinika
Nendasina tamin'ny menaka kely ny akoho+ oingon+ tongolo gasy+ sakamalaho. Rehefa nahazo tsiro dia nasiana rano 1\4l. Narotsaka ny brocoli rehefa nangotraka io. Nalefa mnaraka ny lait de coco. Rehefa niverina nangotraka dia nobataina dia vita

recette de Andry Rungi 

 

Catégorie: