Capitaine grillé

796

KITONOTONO na SAKAFO MAHALEO TENA : TRONDRO NATONO SY LEGIOMA

"CAPITAINE GRILLE et ses légumes sautés"

Zavatra ilaina :
trondro capitaine
sauce soja, sauce huitre, niocmam
tongolo gasy
sakamalaho
dipoavatra, sira
voasary makirana 1/2

Ho an'ny legioma :
harikaovera, soflera, ovy, karaoty, korzety, sakaibe

Fikarakarana azy :

** Ho n'ny trondro :
- lomana 3 ora amin'ireo saosy ireo ny trondro dia atono amin'ny afo malefaka .

** Ho an'ny legioma :
- Afanaina mamay ny menaka, dia alefa ny tongolo gasy sy ny sakamalaho 2minitra, alefa indray ny "sauce soja" kelikely
- ampitomboina ny herin'ny afo arotsaka ny harikaovera, ny soflera, ny ovy, ny karaoty, ny korzety ; ny sakaibe (poivron) no arotsaka farany aroina tsy mijanona ka rehefa hanala azy vao asiana sira sy dipoavatra

Mazotoa o

nahandron'i Rajoarivony Andriamampianina
 

Catégorie: