Compote de pommes

68

zavatra ilaina : 

 

paoma,

 

Fikarakarana

Alaina ny paoma dia sasana ary voasana.

Tetehina madinidinika ary atao anaty vilany matevitevina. 

Arotsaka ao anatin'ny vilany ary tsy asiana rano na kely aza.

Atao afo malefaka dia malefaka ary aroharohaina matetika mba  ho potika sy hitera-drano.

Eo amin'ny 1h eo ho eo ny faharetan'ny fandrahoana azy io.

Rehefa vita dia totoina ho potika tsara. 

Mazotoa homana.

de Ny Riana

Ingrédients: 
Catégorie: 
Matériels: