Crème renversée

317

CREME RENVERSEE 

Zavatra ilaina:
1,5 ronono
gousse de vanille
raisins sec
12 atody (4 isaky ny ronono 1/2 litre )
siramamy

Fikarakarana azy:
Ampangotrahana ny ronono sy vanille, atao anaty bol mitokana ny atody sy siramamy (izay tokony ahamamy azy) ary kapohina hitambatra tsara
Araraka ao ny ronono mafana dia haroroina tsara
Etsy ankilany manao caramel (siramamy sy rano)
Rehefa izay dia rarahana caramel ny moule iray lehibe asiana azy na ny ramequin raha atao individuel avy eo araraka ny appareil dia ampidirina anaty la four 180° pour 30mn, atao bain marie : izany hoe maka plat jobo miditra anaty la four dia apetraka ao le ramequin na ilay moule misy ilay appareil, dia asiana rano mangotraka anatin'ilay plat dia ampidirina anaty four pendant 30mn ) 
Ao atao koa manao azy 20mn ao amin'ny micro onde fa atao tsy mamay loatra
Avela hangatsiaka dia ampidirina anaty frigidaire
Dia rehefa frais tsara dia ohanina amin'izay dessert na gouté

Mazotoa o
de Razafimanantsoa Ericka - 13 fev 2015

Catégorie: 
Matériels: