Feuilletée de bettrave

1107

TSAKITSAKY (Végétarien): FEUILLETEE DE BETTRAVE

ZAVATRA ILAINA

- "pâte feuilletée" efa vita
- betiravy efa masaka
- fromazy voakiky
- fromazy hafa eto "grogonzola"
- origan na cumin
- capres raha tiana
- tamenakatody na ronono (dorure)

FIKARAKARANA AZY:

- Afanaina ny lafaoro 200°C
- Rehefa vonona ny paty dia velarina ary rahahana Irina voakiky
- tetehana boribory manify ny betiravy alahatra ambony paty.
- asiana fromazy izay tiana hafa eto dia "grogonzola".
- asiana "capres" efa nosasana tsara ary faranana origan na cumin
- atao "dorure": lalorina tamenakatody voakapoka na ronono ny sisiny mba hahamena tsara azy
200°C ihany mandritry ny 15-20 minitra eo

Mazotoa o !

Nahandron'i Andry Mamina 13.01.18

 

Catégorie: