Gateau bonbons sy kinder

868

Faux gateau - Kinder et bonbons

ZAVATRA ILAINA

- Bonbons italiana "Rossana" no anarany eto no ampiasaina fa mety daholo izay tiana  
- Kinder na chocolat izay tiana
- cure-dents sy ruban
- polystyrène ( sary fo eto , hahavony 5cm)
- papier alu na pellicule

FIKARAKARANA AZY

- fonosina amin'ny "papier alu" na amin'ny "pellicule" ny "polystyrene" efa voadidy araka izay bikany tiana eto moa dia sary fo. 
- raha asiana ambony dia izay polystyrène lehibe no atao ambany dia asiana cure-dents 4 mitsatoka eo amboniny dia apetraka hitsatoka eo ilay polystyrene kelikely kokoa,
- alaina amin'izay ny kinder rehetra dia tsatohana "cure- dent" dia alahatra manodidina ny polystère, atomboka amin'ny ambany indrindra aloha izay vao miakatra tsikelikely raha misy amboniny.
- eto ny bonbon dia tsy mila tsindromina cure-dents fa araraka fotsiny eo amboniny rehefa vita ny sisiny. 
- fatorana "ruban" mavokely raha vavy ho anay na koa manga raha lahy , mety avokoa izay loko tiana, na koa rofia sns

Mazotoa o 

 

Catégorie: