Gogo maina saosy

823

LAOKA : GOGO MAINA SAOSY

ZAVATRA ILAINA: 

gogo maina
voatabia,
tongolo gasy
tongolo be,
sakamalaho ,
sira ,
menaka,
dipoavatra,
rano

FIKARAKARANA AZY:

Atao nahandro gasy , niara narotsaka fotsiny ny gogo maina voasasa , sy ny fangaro vaotetika : voatabia, tongolo gasy sy tongolo be, sakamalaho, 
Asiana sira , menaka, dipoivatra, rano roa vera, naketrika navela ho ridritra dia vita. 
Sakay saosy tsy adino.

Mazotoa nareo.

nahandron'i AS de la Madone‎

 

Catégorie: