Henabaolina amin'ny voanio

783

LAOKA SAOSY : HENA BAOLINA amin'ny voanio 

Zavatra ilaina :

totokena 300g
tongolo gasy
sakamalaho
dipoavatra ,sira
voatabia
tongolo
carry
menaka 1sotro
« lait e coco » 2vera (namboarina)
siramamy 1sotrokely

Fikarakarana azy :

- Afangaro ny totokena, sira, dipoavatra, tongolo gays, sakamalaho), volavolaina madinika
- endasina amin'ny menaka 1sotro, tsihifina
- arotsaka ao amin'ilay menaka nialan'ny hena baolina ny voatabia voatetika, tongolo, carry, avela ho mendy
- averina arotsaka ao indray ny bolety avy eo, ampiana « lait de coco » matavy 2 vera nasiana sira kely sy siramamy (coco 1 lehihe noboziana avy eo no « mixer »-na niaraka tamin'ny rano mangotraka 2vera)
- tsy saronana fa avela somary hihena ny ranona coco dia vita

Mazotoa o

nahandron'i Tsito'Salohy Ravelomanantsoa 
 

Catégorie: