Henabaolina frity

811

Hena baolina - boulette de viande 

Zavatra ilaina :

toton-kena ,
atody,
fromazy voakiky,
sira ,
dipoavatra (raha tiana)

Fikarakarana azy :

- maka bol dia atao ao daholo ireo zavatra ilaina ireo dia afangaro tsara (ny ahy ataoko amin'ny tanana)

- rehefa vita dia atao boribory dia endasina amin'ny menaka tsy atao afo mamay be loatra ,

- rehefa masaka dia apetraka ambony "emballage" na taratasy mifoka menaka raha tsy misy ilay "essuie tout"

Mazotoa ary o

 

Catégorie: