Koba akondro

409

KOBA AKONDRO ANATY LASITRA

ZAVATRA ILAINA:

kobam-bary 150g
atody 1
Akondro masaka tsara 5 isa
siramamy (tsy voatery, 1sotro dia ampy)

FIKARAKARANA :

- Potserina ny akondro

- Afangaro avokoa ny akora ilaina rehetra

- Atao anaty lasitra efa nasiana dia atao masakevoka "bain-marie"mandritry ny 45minitra tao anaty lafaoro efa nafanaina mialoha 180°C :
izany hoe maka lasitra lehibe dia asiana rano dia hafanaina ao anaty lafaoro mialoha aloha 20 min eo , vao ampidirina ny lasitra misy ny koba ka atao anatin'io rano efa mafana io 

Mazotoa o 

(nahandron'i #Syndy Zelina Ravololomboahangy)

Catégorie: 
Matériels: