Lasary manga sy karoty

Portrait de Angie
1176

LASARY MANGA SY KAROTY

miarahaba am-pifaliana,

ZAVATRA ILAINA

manga
Karoty
Tongolo be
Kotomila
Sira
Voasary makirana
Menaka oliva
Siramamy kely

FIKARAKARANA AZY

Tetehana na kikisana araka izay hitiavana azy ny manga sy karoty ary tongolo be.
Asiana menaka sy voasary makirana ary sira sy siramamy kely raha tiana.
Farany vao araraka ny kotomila voatetika.

Mazotoa o

Ingrédients: 
Catégorie: