Lasopy epinara

730

LASOPY : LASOPY EPINARA - "soupe aux épinards"

Zavatra ilaina :

Epinara voatoto 300g
« crème fraîche « 1boite
sira izay mety amintsika 
dipoavatra fotsy 1 tsongo
atody masaka

Fikarakarana azy :

- Arotsaka miaraka anaty vilany ireo zavatra ilaina rehetra,
- avela hangotraka tsara, asiana rano izay sahaza ny habetsany mba tsy ho lasa rony dia vita aaa.
- Ny atody masaka natao haingony ary manampy ny tsirony.

Dia mazotoa daholo indray ary ooo

 nahandron'i Prisca Randriharimalala

 

Catégorie: