Lelan'omby sy oliva maintso

Portrait de Angie
215

LELAN'OMBY SY OLIVA MAITSO

Zavatra ilaina:

lelan'omby 1,

oliva 1boite,

oingon 2,

tongolo gasy,

poivre noire,

sira

Fikarakarana:

rehefa voadiony lelan'omby dia hidina anaty cocotte miaraka amin'ny rano 1/2l,

afaka 30mn dia votsorina hiala ila otran'ny hoditra mafy iny.

averina hidina anaty cocote indray miaraka amin'ny sira ka rehefa akaiky ho ritra vao alefa ny oignon, tongolo gasy, poivre noire, dia asiana mena 1 sotro mba tsy ho mora mandry.

5mn alohan'ny hibatana azy no alefa ny olive. 

Mazotoa o 

de Aina Rakotoarisoa

 

Catégorie: