Milkshake aux mures

800

MANALA HETAHETA : MILKSHAKE AUX MURES (voaroy hazo)

Zavatra ilaina :

ronono 1 vera
yaourt 1 sotro fihinana
siramamy (raha tiana)
mûres 1sotro fihinanana
glaçons 3

Fikarakarana azy :

- Atambatra daholo ireo dia totoina amin'ny "mixeur", avy eo araraka anaty vera dia nolatsahana mûre iray haingony, 
- sotroina avy hatrany

Mazotoa o !

Nahandron'i Lah Randria

 

Catégorie: