Olatra sy sesame ary saosy soja

1130

LAOKA TSY MISY HENA : OLATRA SY SESAME ARY SAOSY SOJA- CHAMPIGNONS AUX SESAMES

ZAVATRA ILAINA:

- olatra - "champignons"

- menaka oliva

- tongolo gasy

- "graine de sésame" iray tanana

- saosy soja

 

FIKARAKARANA AZY :

- Endasina kely amin'ny lapoaly tsy misy menaka ny "graine de sésame" dia atokana
- Asiana menaka oliva ny lapoaly dia endasina ny tongolo gasy, 
- sasana tsara dia tetehana 3 na 4 mm eo ny olatra ary arotsaka avela ho ritra ny rano ao anatiny ka toa mendimendy 
- arotsaka ny saosy soja dia avela kely 1 minitra indray dia vita

Mazotoa o 

 

 

Ingrédients: 
Catégorie: