Petits croissants

941

GOUTER NA ODY AM-BAVA FO : APERITIF : PETITS CROISSANTS (salé)

ZAVATRA ILAINA:

pate feuilletée (efa vita)
Charcuteries,
Atody,
fromage vokiky
sardines
Appareil fandrefesana paty..afaka atao koa ny mizara ny paty atao telozoro...mitovy refy..(paty feuilletée

FIKARAKARANA AZY :

Rehefa voazara ho telozoro ny paty,dia velarina ka apetraka eo amboniny ny charcuteries voatetika, na fromazy vokiky, dia ahorona ka avy any amin'ny lehibe mankany amin'ny kely Alahatra ambony lasitra mandeha lafaoro ny “petits croissants” atao misy elanelany tsara dia hosorana atody voakapoka
Ampidirina anaty lafaoro efa nafanaina mialoha 180 ° mila ambenana satria mora masaka arakaraka ny lafaoro
Avela angatsiaka vao esorina amin’ny sotrobe hazo mba tsy ho potika...

Mazotoa

Nahandronìi Mary Lou Ranaivoarisoa

Catégorie: