Poa-bary

563

POA-BARY

Zavatra ilaina :

vary fotsy masaka mitsiratsiraka,
menaka hanendasana

Fikarakarana:

Atapy andro ho maina ny vary masaka, tena atao maina toy ny vato kely mihitsy,
Afanaina ny menaka, atao mafana tsara dia arotsaka ny vary,
Azo asiana loko ilay vary alohan'ny anahazana azy, aroina tsara hifangaro ka rehefa mivoraka tsy mitsingevana ny vary dia vita

Mazotoa daholo mikarakara fa azo atao gouter ny kilonga tsara io

Nahandron'i Aina Rakotoarisoa

 

Catégorie: