Porc au four

Portrait de Angie
219

Nofonkisoa sy legioma anaty lafaoro

1- Legume sauce mayonnaise aigre doux, Oeufs durs décoration

- apangotrahana ny chou fleur tsy atao malemy fa enjakenjana, ny atody no adrasana ho masaka. Ny poivrons sy ny concombre tetehina lavalava tsy mila apangotrahana, rehefa vita izay dia afangaro izy telo miaraka ary ny atody apetraka @ izay itiavana azy. Kikisana madinika ny karaoty, tetehina ny tongolo sy voataby ary ny persil ,afangaro izy rehetra miaraka @ citron, menaka, siramamy kely ary sira izay tiana.

2- porc aux four et sauce soja douce, avec légume bouilli, et pommes frites

nofonkisoa, sauce soja, tantely, sira,  volavolaina hifangaro tsara, afanaina mialoha ny four 175dg ny Hafanana ilainy ary 2h max no fahamasahany avadibadika isakin'ny 30mn, mety avokoa na four malagasy na vilany asina charbon ny takotra, mila avadibadika fotsiny mba hitovy aby ny fahamasahany.
Ny legume miaraka aminy kosa dia apangotrahana fotsiny, ary ny pommes frite endasina, ny sauce maron kosa dia ilay ranon'ny hena avy masaka no atao sauce apina ronono izay tokony ho ampy ho an'i tsirairay avy dia atao mandrimandry fa tsy mitsiranoka be na madidy, atao anaty vilany ny dobera avela hitsonika avy eo arotsaka ny farine ary afangaro tsara hitambatra, arotsaka ny ronono miaraka t@ilay ranon-kena asina sira kely sy soja sauce apisy ny couleur sy tsirony.

mazotoa o 

de Prisca Randriharimalala

 

Catégorie: